Teny iditra midaroboka (daroboka (roboka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera ao anaty rano [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] miantoraka anaty rano [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy to squat, to lie down [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Se précipiter en bas ou dans l’eau, tomber avec bruit [Abinal 1888]
Endriteny 
midaroboka
nidaroboka
hidaroboka
midaroboha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31