Teny iditra midary (dary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mikajy, manaja, mitandrina (zavatra) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra midary (dary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] miadana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06