Teny iditra midasidasy (dasidasy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha sy mamindra milamina sy maotona: Nidasidasy ny mpisorona nialohan' ny andiana mpiserivy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to walk majestically, or in a stately manner, as a king or a fine bullock [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Marcher gravement, majestueusement, se prélasser en marchant [Abinal 1888]
Endriteny 
midasidasy
nidasidasy
hidasidasy
midasidasia
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/09/08