Teny iditra midedaka (dedaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiseho haingo, harena na fahaizana
Mitovy hevitra: mirehaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to blaze, to burn fiercely
¶ to boast, to brag, to exult [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Flamber, se vanter [Abinal 1888]
Endriteny 
midedaka
nidedaka
hidedaka
midedaha

2013/09/09