Teny iditra midera (dera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to praise, to celebrate, to glorify, to exalt [Richardson 1885]
 to praise, to speak well of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Louer, exalter, célébrer [Abinal 1888]
 louer, exalter [Hallanger 1974]
Endriteny 
midera
nidera
hidera
miderà
Ohatra Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa. [Andraina: Mitaraina, takila 183]

Teny iditra miderà (dera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/09/09