Teny iditra mideza (deza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Ilazana toerana miainga avo saiky mitsatoka raha jerena miakatra ka sarotra iakarana izaitsizy fa mampiaka-drantsana raha ho azo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy steep. Used in speaking of an ascent. The word used to describe a descent as steep is mitsontsorika
¶ to be upright, to stand erect [Richardson 1885]
 upright; steep [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Etre droit, raide, montant à pic: Mideza io fiakarana io (Cette montée est raide, à pic) [Abinal 1888]
 être droit, raide (se dit d'une côté, d'une route) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mideza
nideza
hideza
midezà
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra 
1Eo am bony atsinanana feno vato mitokotoko mahatahotra, ary eo ambony andrefana fiakarana mideza. [Rajohanesa: Kintana]
2Ery lavidavitra kosa, mifanjevo amin' ny lanitra manga ny fidoroboky ny ala mikitroka, tataovan' ny tendrombohitra vinaniana ho mideza any am-paravodilanitra any. [Andriamalala: Zazavavindrano]
3Tenez-vous bien droit [Abinal 1888]

Teny iditra mide (deza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mideza [fitanisana]
Famaritana malagasy aoka ianao hijoro mahitsy tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Tenez-vous bien droit [Abinal 1888]

2013/09/09