Teny iditra midia (idia)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] miankohoka eo anatrehan'olona iray hanome haja azy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra midia (dia)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mandeha [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/04/04