Teny iditra midibadiba (dibadiba)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Enti-milaza zavatra henjana sy mibontsina noho izy feno rivotra na rano: Midibadiba ny kiboko izany
Mitovy hevitra: mivozihitra ~ mizihitra ~ mizihizihy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be full of water [Richardson 1885]
Endriteny  
midibadiba
nidibadiba
hidibadiba

Teny iditra midibadiba (dibadiba)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] dodona [Rakotosaona 1972]

2013/04/19