Teny iditra midiboka (diboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Feno, misy be dia be [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be full, to be brimful [Richardson 1885]
Endriteny 
midiboka
nidiboka
hidiboka
midiboha

2010/05/14