Teny iditra midifika (difika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipitika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to fly off, to clip off; to spirt upon, to drop on; to err [Richardson 1885]
Endriteny 
midifika
nidifika
hidifika
midifiha

2010/05/14