Teny iditra midify (dify)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana
Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
Mitovy hevitra: mibolidy amy ~ mibosiaka ~ mihodivitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To turn aside [1.2, 1.7]
 To dodge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'esquiver [1.8]
Ohatra 
1Nifanofa tànana, dia samy nidify. [2.5]
2Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midify
Ny lasa : nidify
Ny hoavy : hidify
Filaza mandidy : midifia

Teny iditra midify (dify)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12