Teny iditra midihindihina (dihindihina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha miandranandrana feno rehareha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To walk as in dihindihina; to be a busybody [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midihindihina
Ny lasa : nidihindihina
Ny hoavy : hidihindihina
Filaza mandidy : midihindihìna

Teny iditra midihindihìna (dihindihina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midihindihina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20