Teny iditra midi-kizo
Singan-teny miditra ; kizo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena [1.1]
Ohatra ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. [2.296]
Tovy hevitra midi-bingo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31