Teny iditra | midilotra (dilotra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mikasoka ka mamoaka feo midridroka: Midilotra amin' ny vatan' ny voatiry ny kodiarana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To creak [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | midilotra, miloditra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |