Teny iditra midimy (dimy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizarazara dimy
¶ Mizara zavatra amin' ny olona dimy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to divide into five [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être divisé en cinq [Abinal 1888]
Endriteny 
midimy
nidimy
hidimy
midimia

2017/05/15