Teny iditra midinika (dinika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra
¶ Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [Richardson 1885]
 to examine something together, to counsel together [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [Hallanger 1974]
Endriteny 
midinika
nidinika
hidinika
midiniha
Ohatra Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. [Andraina: Mitaraina, takila 77]

2012/07/26