Teny iditra midio (dio)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misasa: Lasa nidio any amin' ny rano mandeha any izy
¶ Manala tena amin' ny fiampangana: Nidlo tena teo anatrehan' ny fitsarana izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to purify one's self
¶ to undergo the tangena ordeal as an expurgation [Richardson 1885]
 to cleanse oneself, to wash
¶ to free oneself from an accusation [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se laver, faire sa toilette
¶ se disculper [Hallanger 1974]
Endriteny 
midio
nidio
hidio
midiova

2012/07/26