Teny iditra midiso (diso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] mihemotra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy To move, to change place, to be put back (Prov.) [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midiso
Ny lasa : nidiso
Ny hoavy : hidiso
Filaza mandidy : midisoa

Teny iditra midiso
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mikisaka: Midisoa mianatoy na mianaroy [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20