Teny iditra midoadoa (doadoa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mieboebo, manao teny feno rehareha sy hambo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midoadoa
Ny lasa : nidoadoa
Ny hoavy : hidoadoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05