Teny iditra midodododo (dodododo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka
¶ Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano
¶ Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hurry to approach [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se presser d'accourir [Hallanger 1974]
Endriteny 
midodododo
nidodododo
hidodododo
midodododoa
Teny nalaina 

2012/07/30