Teny iditra | midofitra (dofitra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Midona, mipoka: Natsatoko tamin' ny tany ny angady ka nidofitra fotsiny [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny midofitra io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |