Teny iditra midogaga (dogaga)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Talanjona [Rajemisa 1985]

Teny iditra midogaga (dogaga (gaga))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miandry, mitomoe-poana miandry: Aza midogaga eo re ianao, fa ndeha mba miasa kely [Rajemisa 1985]
Endriteny 
midogaga
nidogaga
hidogaga
midoga

Teny iditra midogagà (dogaga (gaga))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midogaga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/19