Teny iditra midohaka (dohaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirehareha: Midohaka ery i sakaiza iny fa nanome vola be hamitana ny Sekoly, hono [Rajemisa 1985]
Endriteny 
midohaka
nidohaka
hidohaka
midohafa

Teny iditra midohàka (dohàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka feo mangoboka sy mitrena [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
midohàka
nidohàka
hidohàka

2013/04/19