Teny iditra midoka (doka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome doka na dera fantatra izao fa tsy marina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
midoka
nidoka
hidoka
midohafa
Teny nalaina 

Teny iditra midôka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] manaiky, miaiky [Rakotosaona 1972]

2010/05/06