Teny iditra midokadoka (dokadoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pousser luxurieusement [1.3]
Ohatra nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny. [2.59]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20