Teny iditra midoladola (doladola (dola))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miraidraika, mirona miankavia miankavanana
Mitovy hevitra: midihindihina ~ mitihintihina ~ mitikintikina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shake or wag (of the head); to reel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se balancer, comme la tête en dansant; tituber [Hallanger 1974]
Endriteny 
midoladola
nidoladola
hidoladola
midoladolà
Ohatra Nony teny am-pefiloha mby akaiky ny tanàna izy ireo, dia akory ny horakoraky ny kilonga mpiandry omby nahita azy midoladola ambony posy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 52]

Teny iditra midoladolà (doladola (dola))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midoladola [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/30