Teny iditra midona (dona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika
Mitovy hevitra: migona ~ mipoka
¶ Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý
¶ Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra.
¶ teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to collide with, to bump into something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay heurter [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 choquer, se heurter
¶ aller trouver, aboutir à [Abinal 1888]
 se cogner contre [Hallanger 1974]
Endriteny 
midona
nidona
hidona
midonà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [Andriamalala: Ranomasina, takila 18]
2Nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé) [Abinal 1888]
3Midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place) [Abinal 1888]
Teny nalaina 

Teny iditra midonà (dona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

Teny iditra midona (dona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay passer (aux dominos) [Abinal 1888]
Voambolana 

2018/07/21