Teny iditra midongy (dongy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitokona tsy mety manao na tsy mety mandeha: Nidongy tsy nety nihinan-kanina Ikoto
¶ Manao an-ditra, maka an-keriny: Nidongy ny kilalaon-janako i Bozy kely
Mitovy hevitra: mainkazo ~ mamahana ~ mamatovato ~ mamokehana ~ mampitovy molotra ~ mandongilongy ~ mangenahena ~ migin-kazo ~ mihena velona ~ mihenahena ~ mikim-bato ~ mikiribiby ~ mimolotra ~ mitokona ~ mitokozihitra ~ mizihitra ~ mizihizihy ~ miziriziry [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sulk, to pout [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bouder, s'obstiner [Hallanger 1974]
Endriteny 
midongy
nidongy
hidongy
midongia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/07/30