Teny iditra midoroka (doroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mimamomamo: Isaky ny midoroka Rabe, miferinaina ny vady aman-janany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
midoroka
nidoroka
hidoroka
midoroha

Teny iditra midoroka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mitsangana (zazakely) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06