Teny iditra midradradradra (dradradradra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikiakiaka, miantsoantso: Adala ve ianao no midradradradra foana toy izao
¶ Mitomany mafy, migogogogo, minaonaona: Nidradradradra nampalahelo tzy tamin' ny nandrenesany ny nahafatesan-dreniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cry out, to weep, to bemoan, to vociferate. [Richardson 1885]
 to weep aloud, to cry aloud [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pousser des cris de douleur [Hallanger 1974]
Endriteny 
midradradradra
nidradradradra
hidradradradra
midradradradrà
Ohatra Indreo ny ankizy madinika mitakoko amin'ny ray aman-dreniny mitomany sy midradradradra. [Rajohanesa: Kintana]

Teny iditra midradradradrà (dradradradra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midradradradra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/30