Teny iditra midraho (draho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitahontahona sy mitavozavoza na miraikiraiky [Rajemisa 1985]
Endriteny 
midraho
nidraho
hidraho
Teny mitovy hevitra midrahodraho

2010/05/14