Teny iditra midrahodraho (drahodraho (draho))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mitahontahona sy mitavozavoza na miraikiraiky [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   awkward, clumsy, silly. [Richardson 1885]
   to be awkward, to be clumsy [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être gauche, maladroit [Hallanger 1974]
Ny bikany  
midrahodraho
nidrahodraho
hidrahodraho
Fitovian-keviteny   midraho
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/30