Teny iditra midredro (dredro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandokadoka izaitsizy, milelaka, misolelaka: Tsy misy mankaloiloy ohatra irony mpiasa fatra-pidredro irony [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
midredro
nidredro
hidredro
midredroa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31