Teny iditra midrikina (drikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manohitra an-katezerana tsy mety manaiky: Nidrikina mafy izy raha vao nahare fa anisan' ireo voampanga [Rajemisa 1985]
Endriteny 
midrikina
nidrikina
hidrikina
midrina

Teny iditra midrikìna (drikina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midrikina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2013/04/19