Teny iditra miedinedina (edinedina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirehareha amin' ny fihetsehana toa misoneninenika, indrindra raha misy zavatra vitan' ny tena nahatonga ny olona handoka ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to strut, to swagger [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Etre prétentieux, avoir une démarche fière, se pavaner [Abinal 1888]
 se pavaner, avoir une démarche fière [Hallanger 1974]
Endriteny 
miedinedina
niedinedina
hiedinedina
miedinedena
Teny nalaina 

2013/10/06