Teny iditra miefa (efa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miafara: Miefa any an-tsena ve itỳ lalana itỳ, rankizy?
¶ Mandoa: Miefa trosa
¶ Mionitra: Niefa ihany lahy ny fatiantoko! [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Aboutir à, se terminer à, se réfugier chez; faire les dernières cérémonies des funérailles
¶ S'acquitter, être acquitté, se compenser: Niefa trosa izy (Il a acquitté sa dette) ~ Niefa ny trosany (Sa dette a été acquittée) ~ Niefa ny fatiantony (Ses pertes ont été compensées) [Abinal 1888]
Endriteny 
miefa
niefa
hiefa
miefà

Teny iditra miefà (efa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miefa [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/10/06