Teny iditra miefitra (efitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy efitrefitra: Miefitra anaty toy ny hasim-boasary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be separated by partitions, to be divided into rooms [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Où il y a des cloisons, des séparations, des chambres, des compartiments, des casiers, des planches de légumes, être séparé par quelque chose: Ataovy miefitra tsara ny vilia (Mettez quelque chose pour bien séparer les assiettes) ~ Miefitra folo ny trano fitsaboana (L'hôpital a dix chambres) [1.3]
 être cloisonné, être divisé en compartiments [1.8]
Ohatra Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miefitra
Ny lasa : niefitra
Ny hoavy : hiefitra
Filaza mandidy : miefera
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20