Teny iditra miefokefoka (efokefoka (efoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misafoakan-katezerana miharo avona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay S'emporter, être fier, dédaigneux [Abinal 1888]
Endriteny 
miefokefoka
niefokefoka
hiefokefoka
miefokefoha

2013/10/07