Teny iditra miefonefona (efonefona (efona))
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Sempotsempotra, tsy avy miaina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Haleter, être essoufflé, fumer de colère [Abinal 1888]
Endriteny 
miefonefona
niefonefona
hiefonefona
miefonefòna

Teny iditra miefonefòna (efonefona (efona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miefonefona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/10/07