Teny iditra miehaka (ehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Sempotra, misanehaka
Mihambohambo foana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miehaka
Ny lasa : niehaka
Ny hoavy : hiehaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26