Teny iditra mielakelaka (elakelaka (elaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra miendaka araka ny fizarazarany fisaka sy manify [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To come off in flakes or patches [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se détacher par feuilles, s'écailler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mielakelaka
Ny lasa : nielakelaka
Ny hoavy : hielakelaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20