Teny iditra mielo (elo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra elo: Moa marina ve fa fady, hono, ny mielo an-trano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shade oneself with a parasol, to use an umbrella [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay porter un parasol, un parapluie [Hallanger 1974]
Endriteny 
mielo
nielo
hielo
mieloa
Ohatra ary dia mitazana eo Manjakamiadana mielo mena eo ny andriana [Callet: Tantara, takila 126]
Teny nalaina 

2012/07/31