Teny iditra miely (ely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay
¶ Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy.
Mitovy hevitra: manao vary raraka ~ miely patrana ~ mihahaka ~ mihanaka ~ mipariaka ~ miparitaka ~ miraraka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be scattered, to be diffused [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se répandre, se propager [Hallanger 1974]
Endriteny 
miely
niely
hiely
mieleza
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [Andraina: Mitaraina, takila 110]

2012/07/31