Teny iditra miemonemona (emonemona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitoetra amin' ny toerana avo tsy dia marin-toerana tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay être élevé, placé sur [Abinal 1888]
Endriteny 
miemonemona
niemonemona
hiemonemona
miemonemòna

Teny iditra miemonemòna (emonemona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miemonemona [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2017/06/10