Teny iditra miempaka (empaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
Mitovy hevitra: mielakelaka ~ miendaka ~ mihalangalana ~ mikipaka ~ mikoan' ny nahiny ~ miompaka ~ miovaka ~ misendaka ~ misinda ~ mitakovana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to swell and blister [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être écorché, avoir des ampoules [Hallanger 1974]
Ohatra Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [Andraina: Mitaraina, takila 221]
Voambolana 
Endriteny 
miempaka
niempaka
hiempaka
Fitovian-keviteny miempakempaka
Teny nalaina 

2013/04/19