Teny iditra miempakempaka (empakempaka (empaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mienda-koditra, miovaka: Efa miempakempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
Mitovy hevitra: mielakelaka ~ miempaka ~ miendaka ~ mihalangalana ~ mikipaka ~ mikoan' ny nahiny ~ miovaka ~ misendaka ~ misinda ~ mitakovana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miempakempaka
Ny lasa : niempakempaka
Ny hoavy : hiempakempaka
Tovy hevitra miempaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26