Teny iditra miempo (empo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menakaraha vao sendra afo
¶ Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina
¶ Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezerany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miempo
niempo
hiempo
miempoa
Teny nalaina 

2010/05/14