Teny iditra miendaka (endaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer [Hallanger 1974]
Endriteny 
miendaka
niendaka
hiendaka
miendaha
Ohatra 
1miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [Andriamalala: Ranomasina, takila 16]
2Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [Andraina: Mitaraina, takila 36]
Teny nalaina 

2012/07/31