Teny iditra miendrika (endrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manana endriky ny...: Miendrik' anjely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to have the appearance of (distinguish from mendrika) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ressembler [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 avoir l'air, la tournure, le port [Abinal 1888]
 avoir l'air de (à distinguer de mendrika) [Hallanger 1974]
Endriteny 
miendrika
niendrika
hiendrika
Ohatra 
1Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 143]
2fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Teny nalaina 

2017/06/11