Teny iditra mienina (enina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizarazara enina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to divide into six [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être partagé en six [Abinal 1888]
Endriteny 
mienina
nienina
hienina
mienema
Ohatra Ary nataon' Andrianampoinimerina mienina i Imerina to izao [Callet: Tantara, takila 709]

Teny iditra mieñina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mijanona, mitsahatra: Mieñena ho takon-drano (mamitsaha ho afa-tsiny) [Rakotosaona 1972]

2017/05/15